plt_tn/2sa/10/01.md

786 B

Hanona...Nahasy

Ireo dia anaran-dehilahy.

Mihevitra tokoa ve ianao fa...anao izy?

Mampiasa io fanontaniana io ireo mpitarika mba hanome soso-kevitra ny mpanjaka fa tsy tokony hatoky an'i Davida izy. DH: "Diso ianao raha mihevitra fa...ianao!"

hitsikilo

maka vaovao momba ny olon-kafa an-tsokosoko

Tsy efa nandefa ireo mpanompony taminao ve i Davida ...handrava izany?

Mampiasa fanontaniana ireo mpitarika mba hanome soso-kevitra ny mpanjaka fa tsy tokony hatoky an'i Davida izy. DH: "Tokony ho fantatrao fa i Davida...mandrava izany."

mba handrava izany

Eto ny hoe "izany" dia manondro ny tanàna izay manambara ny vahoaka izay mipetraka any. DH: "mba handresena antsika"

tanàna

Eto ny hoe "tanàna" dia manondro an'i Raba, renivohitry ny tanànan'ireo Amonita.