plt_tn/2sa/10/01.md

24 lines
786 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Hanona...Nahasy
Ireo dia anaran-dehilahy.
# Mihevitra tokoa ve ianao fa...anao izy?
Mampiasa io fanontaniana io ireo mpitarika mba hanome soso-kevitra ny mpanjaka fa tsy tokony hatoky an'i Davida izy. DH: "Diso ianao raha mihevitra fa...ianao!"
# hitsikilo
maka vaovao momba ny olon-kafa an-tsokosoko
# Tsy efa nandefa ireo mpanompony taminao ve i Davida ...handrava izany?
Mampiasa fanontaniana ireo mpitarika mba hanome soso-kevitra ny mpanjaka fa tsy tokony hatoky an'i Davida izy. DH: "Tokony ho fantatrao fa i Davida...mandrava izany."
# mba handrava izany
Eto ny hoe "izany" dia manondro ny tanàna izay manambara ny vahoaka izay mipetraka any. DH: "mba handresena antsika"
# tanàna
Eto ny hoe "tanàna" dia manondro an'i Raba, renivohitry ny tanànan'ireo Amonita.