# Hanona...Nahasy Ireo dia anaran-dehilahy. # Mihevitra tokoa ve ianao fa...anao izy? Mampiasa io fanontaniana io ireo mpitarika mba hanome soso-kevitra ny mpanjaka fa tsy tokony hatoky an'i Davida izy. DH: "Diso ianao raha mihevitra fa...ianao!" # hitsikilo maka vaovao momba ny olon-kafa an-tsokosoko # Tsy efa nandefa ireo mpanompony taminao ve i Davida ...handrava izany? Mampiasa fanontaniana ireo mpitarika mba hanome soso-kevitra ny mpanjaka fa tsy tokony hatoky an'i Davida izy. DH: "Tokony ho fantatrao fa i Davida...mandrava izany." # mba handrava izany Eto ny hoe "izany" dia manondro ny tanàna izay manambara ny vahoaka izay mipetraka any. DH: "mba handresena antsika" # tanàna Eto ny hoe "tanàna" dia manondro an'i Raba, renivohitry ny tanànan'ireo Amonita.