plt_tn/2sa/09/11.md

20 lines
959 B
Markdown

# Ho ataon'ny mpanomponao izay rehetra andidian'ilay mpanjaka tompoko ny mpanompony
I Ziba dia manondro ny tenany amin'ny hoe "mpanomponao" ary manondro an'i Davida amin'ny hoe "tompoko". DH: "Izaho, mpanomponao dia hanao ny rehetra izay andidianao ahy ho ataoko, ry mpanjakako"
# Mika
Io dia anaran'ny zanaka lahin'i Mefiboseta.
# rehetra izay nipetraka tao an-tranon'i Ziba
Eto ny hoe "trano" dia manambara ny fianakavian'i Ziba. DH: "ny rehetra ao amin'ny fianakavian'i Ziba"
# nihinana teo an-databatry ny mpanjaka mandrakariva izy
Eto ny hoe "latabatro'' dia manambara ny fiarahana amin'i Davida na hoe eo anatrehany. Ny fihinana miaraka amin'ny mpanjaka eo an-databany dia tena voninahitra lehibe tokoa. DH: "hihinana miaraka amin'ny mpanjaka mandrakariva eo an-databany izy"
# na dia nalemy aza ny tongony roa
"na dia simba aza ny tongony roa". Eto ny hoe "tongotra" dia manambara ny fahafahana mandeha. DH: "na dia tsy afaka mandeha aza izy"