plt_tn/2sa/09/01.md

16 lines
278 B
Markdown

# nohon'ny amin'i Jonatana
"noho ny fitiavako an'i Jonatana"
# ny amin'i Jonatana
I Jonatana dia zanak'i Saoly ary naman'i Davida indrindra.
# Ziba
Ireo dia anaran-dehilahy.
# mpanomponao aho
Miantso ny tenany hoe "mpanomponao" i Ziba mba hanehoana fanajana an'i Davida.