# nohon'ny amin'i Jonatana "noho ny fitiavako an'i Jonatana" # ny amin'i Jonatana I Jonatana dia zanak'i Saoly ary naman'i Davida indrindra. # Ziba Ireo dia anaran-dehilahy. # mpanomponao aho Miantso ny tenany hoe "mpanomponao" i Ziba mba hanehoana fanajana an'i Davida.