plt_tn/2sa/09/01.md

278 B

nohon'ny amin'i Jonatana

"noho ny fitiavako an'i Jonatana"

ny amin'i Jonatana

I Jonatana dia zanak'i Saoly ary naman'i Davida indrindra.

Ziba

Ireo dia anaran-dehilahy.

mpanomponao aho

Miantso ny tenany hoe "mpanomponao" i Ziba mba hanehoana fanajana an'i Davida.