plt_tn/2sa/08/13.md

16 lines
410 B
Markdown

# Fanta-daza ny anaran'i Davida
Eto ny hoe "anarana" dia manondro ny lazan'i Davida. DH: "Tena nalaza i Davida"
# Lohasahan-tsira
Io dia anaran-toerana. Tsy fantatra izay tena misy izany.
# lehilahy valo arivo sy iray alina
"lehilahy 18.000"
# Nametrahany miaramila manerana an'i Edoma rehetra
"Nandahatra vondrona tamin'ireo miaramilany mba hijanona ao amin'ny faritra manerana an'i Edoma rehetra izy"