# Fanta-daza ny anaran'i Davida Eto ny hoe "anarana" dia manondro ny lazan'i Davida. DH: "Tena nalaza i Davida" # Lohasahan-tsira Io dia anaran-toerana. Tsy fantatra izay tena misy izany. # lehilahy valo arivo sy iray alina "lehilahy 18.000" # Nametrahany miaramila manerana an'i Edoma rehetra "Nandahatra vondrona tamin'ireo miaramilany mba hijanona ao amin'ny faritra manerana an'i Edoma rehetra izy"