plt_tn/2sa/08/13.md

410 B

Fanta-daza ny anaran'i Davida

Eto ny hoe "anarana" dia manondro ny lazan'i Davida. DH: "Tena nalaza i Davida"

Lohasahan-tsira

Io dia anaran-toerana. Tsy fantatra izay tena misy izany.

lehilahy valo arivo sy iray alina

"lehilahy 18.000"

Nametrahany miaramila manerana an'i Edoma rehetra

"Nandahatra vondrona tamin'ireo miaramilany mba hijanona ao amin'ny faritra manerana an'i Edoma rehetra izy"