plt_tn/2sa/08/03.md

676 B

Koa dia resin'i Davida i Hadadezera

Eto ny hoe "Davida" sy "Hadadezera" dia samy manambara ireo tafik'izy ireo. DH: "Dia nandresy ny tafik'i Hadadezera i Davida sy ny tafiny"

Hadadezera...Rehoba

Ireo dia anaran-dehilahy.

Zoba

Io dia anarana faritra any Arama.

nampody ny fanjakany

"mba hahazo ny fanapahana amin'ny faritra indray" na "mba hahazo ny faritra indray"

miaramila an-tongotra roa alina

"miaramila an-tongotra 20.000"

Notraingon'i Davida

Io dia fomba izay hanapahana ny hoza-pe aorian'ny tongotra mba tsy ho afaka handeha ireo soavaly.

nanokana izay tokony ho ampy

"nanokana izay ampy" na "nitahiry izay ampy"

kalesy zato

"kalesy 100"