# Koa dia resin'i Davida i Hadadezera Eto ny hoe "Davida" sy "Hadadezera" dia samy manambara ireo tafik'izy ireo. DH: "Dia nandresy ny tafik'i Hadadezera i Davida sy ny tafiny" # Hadadezera...Rehoba Ireo dia anaran-dehilahy. # Zoba Io dia anarana faritra any Arama. # nampody ny fanjakany "mba hahazo ny fanapahana amin'ny faritra indray" na "mba hahazo ny faritra indray" # miaramila an-tongotra roa alina "miaramila an-tongotra 20.000" # Notraingon'i Davida Io dia fomba izay hanapahana ny hoza-pe aorian'ny tongotra mba tsy ho afaka handeha ireo soavaly. # nanokana izay tokony ho ampy "nanokana izay ampy" na "nitahiry izay ampy" # kalesy zato "kalesy 100"