plt_tn/2sa/08/03.md

32 lines
676 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Koa dia resin'i Davida i Hadadezera
Eto ny hoe "Davida" sy "Hadadezera" dia samy manambara ireo tafik'izy ireo. DH: "Dia nandresy ny tafik'i Hadadezera i Davida sy ny tafiny"
# Hadadezera...Rehoba
Ireo dia anaran-dehilahy.
# Zoba
Io dia anarana faritra any Arama.
# nampody ny fanjakany
"mba hahazo ny fanapahana amin'ny faritra indray" na "mba hahazo ny faritra indray"
# miaramila an-tongotra roa alina
"miaramila an-tongotra 20.000"
# Notraingon'i Davida
Io dia fomba izay hanapahana ny hoza-pe aorian'ny tongotra mba tsy ho afaka handeha ireo soavaly.
# nanokana izay tokony ho ampy
"nanokana izay ampy" na "nitahiry izay ampy"
# kalesy zato
"kalesy 100"