plt_tn/2sa/06/18.md

288 B

nitso-drano ny vahoaka tamin'ny anaran'i Yaveh tompon'ny maro izy

Ny mitso-drano "amin'ny anaran'i Yaveh Tompon'ny maro" dia midika hoe mitso-drano amin'ny hery sy fahefan'Andriamanitra na ho solon-tenany.

mofomamy misy voaloboka

mofo mamy nandrahoina vita amin'ny voaloboka maina