plt_tn/2sa/06/18.md

8 lines
288 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nitso-drano ny vahoaka tamin'ny anaran'i Yaveh tompon'ny maro izy
Ny mitso-drano "amin'ny anaran'i Yaveh Tompon'ny maro" dia midika hoe mitso-drano amin'ny hery sy fahefan'Andriamanitra na ho solon-tenany.
# mofomamy misy voaloboka
mofo mamy nandrahoina vita amin'ny voaloboka maina