# nitso-drano ny vahoaka tamin'ny anaran'i Yaveh tompon'ny maro izy Ny mitso-drano "amin'ny anaran'i Yaveh Tompon'ny maro" dia midika hoe mitso-drano amin'ny hery sy fahefan'Andriamanitra na ho solon-tenany. # mofomamy misy voaloboka mofo mamy nandrahoina vita amin'ny voaloboka maina