plt_tn/2sa/06/16.md

16 lines
535 B
Markdown

# Ary...tao am-pony
Ny teny hoe "Ary" dia manamarika fihatoana amin'ny fizotry ny tantara. Eto ny mpitantara dia manome fampahafantarana momba an'i Mikala.
# Mikala
Mikala dia zanaka vavin'i Saoly Mpanjaka ary vadin'i Davida voalohany ihany koa. Jereo ny nandikanao izany anarana izany ao amin'ny 3:12.
# nanao tsinontsinona azy tao am-pony izy
Eto ny hoe ''fo" dia manambara eritreritra na fihetsem-po. DH: "nijery azy tamin'ny fanaovana tsinontsinona izy" na "nanondro molotra azy izy"
# teo anatrehan'i Yaveh
"tamin'i Yaveh"