# Ary...tao am-pony Ny teny hoe "Ary" dia manamarika fihatoana amin'ny fizotry ny tantara. Eto ny mpitantara dia manome fampahafantarana momba an'i Mikala. # Mikala Mikala dia zanaka vavin'i Saoly Mpanjaka ary vadin'i Davida voalohany ihany koa. Jereo ny nandikanao izany anarana izany ao amin'ny 3:12. # nanao tsinontsinona azy tao am-pony izy Eto ny hoe ''fo" dia manambara eritreritra na fihetsem-po. DH: "nijery azy tamin'ny fanaovana tsinontsinona izy" na "nanondro molotra azy izy" # teo anatrehan'i Yaveh "tamin'i Yaveh"