plt_tn/2sa/06/16.md

535 B

Ary...tao am-pony

Ny teny hoe "Ary" dia manamarika fihatoana amin'ny fizotry ny tantara. Eto ny mpitantara dia manome fampahafantarana momba an'i Mikala.

Mikala

Mikala dia zanaka vavin'i Saoly Mpanjaka ary vadin'i Davida voalohany ihany koa. Jereo ny nandikanao izany anarana izany ao amin'ny 3:12.

nanao tsinontsinona azy tao am-pony izy

Eto ny hoe ''fo" dia manambara eritreritra na fihetsem-po. DH: "nijery azy tamin'ny fanaovana tsinontsinona izy" na "nanondro molotra azy izy"

teo anatrehan'i Yaveh

"tamin'i Yaveh"