plt_tn/2sa/06/14.md

12 lines
354 B
Markdown

# Nandihy teo anatrehan'i Yaveh tamin'ny heriny rehetra i Davida
Ny fandihizana eto dia endrika fanompoana am-pifaliana feno an'i Yaveh.
# rongony fotsy madinika
lamba natao tamin'ny kofehy zava-maniry rongony
# ankohonan'Israely rehetra
Eto ny hoe "ankohonana" dia anambarana ny vahoakan'ny Israely. DH: "ireo Israelita hafa rehetra miaraka aminy"