# Nandihy teo anatrehan'i Yaveh tamin'ny heriny rehetra i Davida Ny fandihizana eto dia endrika fanompoana am-pifaliana feno an'i Yaveh. # rongony fotsy madinika lamba natao tamin'ny kofehy zava-maniry rongony # ankohonan'Israely rehetra Eto ny hoe "ankohonana" dia anambarana ny vahoakan'ny Israely. DH: "ireo Israelita hafa rehetra miaraka aminy"