plt_tn/2sa/06/14.md

354 B

Nandihy teo anatrehan'i Yaveh tamin'ny heriny rehetra i Davida

Ny fandihizana eto dia endrika fanompoana am-pifaliana feno an'i Yaveh.

rongony fotsy madinika

lamba natao tamin'ny kofehy zava-maniry rongony

ankohonan'Israely rehetra

Eto ny hoe "ankohonana" dia anambarana ny vahoakan'ny Israely. DH: "ireo Israelita hafa rehetra miaraka aminy"