plt_tn/2sa/06/12.md

20 lines
608 B
Markdown

# Ary
Io teny io dia manomboka fizarana vaovao amin'ny tantara.
# nolazaina tamin'i Davida Mpanjaka
DH: "nolazain'ny olona i Davida Mpanjaka"
# an-tranon'i Obed- edoma
Eto ny "trano" dia manambara fianakaviana. DH: "Obed-edoma sy ny fianakaviany"
# nitondra ilay fiaran'Andriamanitra niakatra
Avo noho ny ankamaroan'ny toerana hafa any Israely i Jerosalema, koa ara-dalàna ho an'ireo Israelita ny miteny hoe hiakatra any Jerosalema ary midina avy any. DH: "namindra ny fiaran'Andriamanitra" na "naka ny fiaran'Andriamanitra".
# nitondra niakatra
Ny teny hoe "nitondra'' dia afaka adika hoe "naka".