# Ary Io teny io dia manomboka fizarana vaovao amin'ny tantara. # nolazaina tamin'i Davida Mpanjaka DH: "nolazain'ny olona i Davida Mpanjaka" # an-tranon'i Obed- edoma Eto ny "trano" dia manambara fianakaviana. DH: "Obed-edoma sy ny fianakaviany" # nitondra ilay fiaran'Andriamanitra niakatra Avo noho ny ankamaroan'ny toerana hafa any Israely i Jerosalema, koa ara-dalàna ho an'ireo Israelita ny miteny hoe hiakatra any Jerosalema ary midina avy any. DH: "namindra ny fiaran'Andriamanitra" na "naka ny fiaran'Andriamanitra". # nitondra niakatra Ny teny hoe "nitondra'' dia afaka adika hoe "naka".