plt_tn/2sa/06/12.md

608 B

Ary

Io teny io dia manomboka fizarana vaovao amin'ny tantara.

nolazaina tamin'i Davida Mpanjaka

DH: "nolazain'ny olona i Davida Mpanjaka"

an-tranon'i Obed- edoma

Eto ny "trano" dia manambara fianakaviana. DH: "Obed-edoma sy ny fianakaviany"

nitondra ilay fiaran'Andriamanitra niakatra

Avo noho ny ankamaroan'ny toerana hafa any Israely i Jerosalema, koa ara-dalàna ho an'ireo Israelita ny miteny hoe hiakatra any Jerosalema ary midina avy any. DH: "namindra ny fiaran'Andriamanitra" na "naka ny fiaran'Andriamanitra".

nitondra niakatra

Ny teny hoe "nitondra'' dia afaka adika hoe "naka".