plt_tn/2sa/06/06.md

12 lines
255 B
Markdown

# Nakona
Io dia anaran-dehilahy.
# hatezeran'i Yaveh nirehitra
Eto ny hoe ''hatezeran'i Yaveh" dia resahina toy ny hoe afo.
# nohon'ny fahotany
Fahotan'i Oza ny mikasika ny fiara satria efa nandidy i Yaveh fa tsy hisy olona tokony hikasika ny fiara.