# Nakona Io dia anaran-dehilahy. # hatezeran'i Yaveh nirehitra Eto ny hoe ''hatezeran'i Yaveh" dia resahina toy ny hoe afo. # nohon'ny fahotany Fahotan'i Oza ny mikasika ny fiara satria efa nandidy i Yaveh fa tsy hisy olona tokony hikasika ny fiara.