plt_tn/2sa/06/06.md

255 B

Nakona

Io dia anaran-dehilahy.

hatezeran'i Yaveh nirehitra

Eto ny hoe ''hatezeran'i Yaveh" dia resahina toy ny hoe afo.

nohon'ny fahotany

Fahotan'i Oza ny mikasika ny fiara satria efa nandidy i Yaveh fa tsy hisy olona tokony hikasika ny fiara.