plt_tn/2sa/05/17.md

356 B

efa voahosotra ho mpanjakan'Israely i Davida

DH: "Efa nosoran'ny Israely ho mpanjaka i Davida"

nivoaka izy rehetra mba hijery azy

Io andianteny io dia manondro ny sasany amin'ireo Filipina nijery an'i Davida. Ampiasana itatra izany mba hanehoana ny fanirian'ireo Filistina hitady fatratra an'i Davida.

Lohasahan'i Refaima

Io dia anaran-toerana.