plt_tn/2sa/05/17.md

12 lines
356 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# efa voahosotra ho mpanjakan'Israely i Davida
DH: "Efa nosoran'ny Israely ho mpanjaka i Davida"
# nivoaka izy rehetra mba hijery azy
Io andianteny io dia manondro ny sasany amin'ireo Filipina nijery an'i Davida. Ampiasana itatra izany mba hanehoana ny fanirian'ireo Filistina hitady fatratra an'i Davida.
# Lohasahan'i Refaima
Io dia anaran-toerana.