# efa voahosotra ho mpanjakan'Israely i Davida DH: "Efa nosoran'ny Israely ho mpanjaka i Davida" # nivoaka izy rehetra mba hijery azy Io andianteny io dia manondro ny sasany amin'ireo Filipina nijery an'i Davida. Ampiasana itatra izany mba hanehoana ny fanirian'ireo Filistina hitady fatratra an'i Davida. # Lohasahan'i Refaima Io dia anaran-toerana.