plt_tn/2sa/05/13.md

12 lines
374 B
Markdown

# Samoa... Sobaba... Natana... Solomona...Jibara... Elisoa... Nafega... Jafia...Elisama... Eliada... Elifeleta
Ireo dia anaran'ireo zanaka lahin'i Davida.
# nisy zanaka lahy maro sy zanaka vavy maro naterany
DH: "nanan-janaka lahy sy zanaka vavy maro izy" na "niteraka zazalahy sy zazavavy maro izy ireo"
# naterany
DH: "izay naterak'ireo vadiny taminy'' na "nananany"