plt_tn/2sa/05/13.md

374 B

Samoa... Sobaba... Natana... Solomona...Jibara... Elisoa... Nafega... Jafia...Elisama... Eliada... Elifeleta

Ireo dia anaran'ireo zanaka lahin'i Davida.

nisy zanaka lahy maro sy zanaka vavy maro naterany

DH: "nanan-janaka lahy sy zanaka vavy maro izy" na "niteraka zazalahy sy zazavavy maro izy ireo"

naterany

DH: "izay naterak'ireo vadiny taminy'' na "nananany"