# Samoa... Sobaba... Natana... Solomona...Jibara... Elisoa... Nafega... Jafia...Elisama... Eliada... Elifeleta Ireo dia anaran'ireo zanaka lahin'i Davida. # nisy zanaka lahy maro sy zanaka vavy maro naterany DH: "nanan-janaka lahy sy zanaka vavy maro izy" na "niteraka zazalahy sy zazavavy maro izy ireo" # naterany DH: "izay naterak'ireo vadiny taminy'' na "nananany"