plt_tn/2sa/05/06.md

431 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manafika an'i Jerosalema i Davida sy ny tafik'Israely.

Tsy ho avy eto ianao raha tsy ny jamba sy ny mandringa no hampiverina anao

DH: "Raha tonga eto ianao, na dia ny jamba sy ny mandringa aza dia afaka mampiverina anao"

ny jamba sy ny mandringa

Eto ny hoe "ny jamba" sy "ny mandringa" dia mpamaritra anarana. DH: "ireo vahoaka izay tsy afaka mahita sy ireo izay tsy afaka mandeha"