# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manafika an'i Jerosalema i Davida sy ny tafik'Israely. # Tsy ho avy eto ianao raha tsy ny jamba sy ny mandringa no hampiverina anao DH: "Raha tonga eto ianao, na dia ny jamba sy ny mandringa aza dia afaka mampiverina anao" # ny jamba sy ny mandringa Eto ny hoe "ny jamba" sy "ny mandringa" dia mpamaritra anarana. DH: "ireo vahoaka izay tsy afaka mahita sy ireo izay tsy afaka mandeha"