plt_tn/2sa/05/06.md

12 lines
431 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manafika an'i Jerosalema i Davida sy ny tafik'Israely.
# Tsy ho avy eto ianao raha tsy ny jamba sy ny mandringa no hampiverina anao
DH: "Raha tonga eto ianao, na dia ny jamba sy ny mandringa aza dia afaka mampiverina anao"
# ny jamba sy ny mandringa
Eto ny hoe "ny jamba" sy "ny mandringa" dia mpamaritra anarana. DH: "ireo vahoaka izay tsy afaka mahita sy ireo izay tsy afaka mandeha"