plt_tn/2sa/05/03.md

4 lines
195 B
Markdown

# Nanosotra an'i Davida ho mpanjaka teo amin'Israely izy ireo
Ny hoe "manosotra" dia fihetsika famantarana mba hanehoana fa fantatr'izy ireo fa efa nifidy an'i Davida ho mpanjaka Andriamanitra.