# Nanosotra an'i Davida ho mpanjaka teo amin'Israely izy ireo Ny hoe "manosotra" dia fihetsika famantarana mba hanehoana fa fantatr'izy ireo fa efa nifidy an'i Davida ho mpanjaka Andriamanitra.