plt_tn/2sa/05/03.md

195 B

Nanosotra an'i Davida ho mpanjaka teo amin'Israely izy ireo

Ny hoe "manosotra" dia fihetsika famantarana mba hanehoana fa fantatr'izy ireo fa efa nifidy an'i Davida ho mpanjaka Andriamanitra.