plt_tn/2sa/05/01.md

617 B

nofo sy taolanao izahay

Io andianteny io dia midika hoe "havana". DH: "havanao izahay" na "fianakaviana iray isika"

Vao tsy ela akory

Io dia fampahafantarana ara-tantara. Mpanjakan'izy ireo talohan'i Davida i Saoly.

Hiandry an'Israely vahoakako ianao, ary ho lasa mpanapaka eo amin'Israely.

Ireo fehezanteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany ary manindry fa efa nifidy an'i Davida ho mpanjaka i Yaveh.

Hiandry an'Israely vahoakako ianao

Eto ny hoe manapaka ny vahoaka dia resahina toy ny hoe miandry azy ireo. DH: "Hikarakara an'i Israely vahoakako ianao" na "Hanapaka ny Israely vahoakako ianao"