# nofo sy taolanao izahay Io andianteny io dia midika hoe "havana". DH: "havanao izahay" na "fianakaviana iray isika" # Vao tsy ela akory Io dia fampahafantarana ara-tantara. Mpanjakan'izy ireo talohan'i Davida i Saoly. # Hiandry an'Israely vahoakako ianao, ary ho lasa mpanapaka eo amin'Israely. Ireo fehezanteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany ary manindry fa efa nifidy an'i Davida ho mpanjaka i Yaveh. # Hiandry an'Israely vahoakako ianao Eto ny hoe manapaka ny vahoaka dia resahina toy ny hoe miandry azy ireo. DH: "Hikarakara an'i Israely vahoakako ianao" na "Hanapaka ny Israely vahoakako ianao"