plt_tn/2sa/05/01.md

16 lines
617 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nofo sy taolanao izahay
Io andianteny io dia midika hoe "havana". DH: "havanao izahay" na "fianakaviana iray isika"
# Vao tsy ela akory
Io dia fampahafantarana ara-tantara. Mpanjakan'izy ireo talohan'i Davida i Saoly.
# Hiandry an'Israely vahoakako ianao, ary ho lasa mpanapaka eo amin'Israely.
Ireo fehezanteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany ary manindry fa efa nifidy an'i Davida ho mpanjaka i Yaveh.
# Hiandry an'Israely vahoakako ianao
Eto ny hoe manapaka ny vahoaka dia resahina toy ny hoe miandry azy ireo. DH: "Hikarakara an'i Israely vahoakako ianao" na "Hanapaka ny Israely vahoakako ianao"