plt_tn/2sa/03/33.md

20 lines
762 B
Markdown

# Tokony ho faty toy ny fahafatesan'ny adala ve Abnera?
Io fanontaniana fampisainana io dia nampiasaina mba hanindriana fa tsy rariny ny fahafatesany. DH: "Tsy tokony ho faty amin-kenatra i Abnera!" (UDB)
# Tsy nofatorana ny tananao. Tsy nasiana rojo vy ny tongotrao
Ireo fehezanteny roa ireo dia milaza hevitra mitovy ihany. Afaka atambatra ao anatin'ny fehezanteny iray ireo. DH: "Mpamono olona foana ianao ary ho any an-tranomaizina" na "Tena tsy manan-tsiny tamin'ny fanaovan-dratsy ianao"
# Tsy nofatorana ny tananao
DH: "Tsy nisy namatotra ny tananao"
# Tsy nasiana rojo vy ny tongotrao
DH: "Tsy nisy namatotra rojo ny tongotrao"
# ireo zanaky ny tsy fahamarinana
Io dia manondro ny olona izay tsy marina sy ratsy fanahy. DH: "olona ratsy fanahy"