plt_tn/2sa/03/33.md

762 B

Tokony ho faty toy ny fahafatesan'ny adala ve Abnera?

Io fanontaniana fampisainana io dia nampiasaina mba hanindriana fa tsy rariny ny fahafatesany. DH: "Tsy tokony ho faty amin-kenatra i Abnera!" (UDB)

Tsy nofatorana ny tananao. Tsy nasiana rojo vy ny tongotrao

Ireo fehezanteny roa ireo dia milaza hevitra mitovy ihany. Afaka atambatra ao anatin'ny fehezanteny iray ireo. DH: "Mpamono olona foana ianao ary ho any an-tranomaizina" na "Tena tsy manan-tsiny tamin'ny fanaovan-dratsy ianao"

Tsy nofatorana ny tananao

DH: "Tsy nisy namatotra ny tananao"

Tsy nasiana rojo vy ny tongotrao

DH: "Tsy nisy namatotra rojo ny tongotrao"

ireo zanaky ny tsy fahamarinana

Io dia manondro ny olona izay tsy marina sy ratsy fanahy. DH: "olona ratsy fanahy"