# Tokony ho faty toy ny fahafatesan'ny adala ve Abnera? Io fanontaniana fampisainana io dia nampiasaina mba hanindriana fa tsy rariny ny fahafatesany. DH: "Tsy tokony ho faty amin-kenatra i Abnera!" (UDB) # Tsy nofatorana ny tananao. Tsy nasiana rojo vy ny tongotrao Ireo fehezanteny roa ireo dia milaza hevitra mitovy ihany. Afaka atambatra ao anatin'ny fehezanteny iray ireo. DH: "Mpamono olona foana ianao ary ho any an-tranomaizina" na "Tena tsy manan-tsiny tamin'ny fanaovan-dratsy ianao" # Tsy nofatorana ny tananao DH: "Tsy nisy namatotra ny tananao" # Tsy nasiana rojo vy ny tongotrao DH: "Tsy nisy namatotra rojo ny tongotrao" # ireo zanaky ny tsy fahamarinana Io dia manondro ny olona izay tsy marina sy ratsy fanahy. DH: "olona ratsy fanahy"