plt_tn/2sa/03/17.md

523 B

Ankehitriny ataovy izany

"Koa ataovy mpanjakanareo i Davida ankehitriny"

Amin'ny tanan'i Davida mpanompoko

Eto ny hoe "tanana'' dia manondro ny herin'i Davida mba handresena ireo Filistina. DH: "Hampahery an'i Davida mpanompoko aho ary"

tanan'ireo Filistina

Eto ny hoe "tanana" dia manondro ny fahefana amin'ny Israely. DH: "ny fahefan'ireo Filistina"

tanan'ireo fahavalon'izy ireo rehetra

Eto ny hoe ''tanana" dia manondro ny fahefana amin'ny Israely. DH: "ny fahefana amin'ireo fahavalon'izy ireo rehetra"