# Ankehitriny ataovy izany "Koa ataovy mpanjakanareo i Davida ankehitriny" # Amin'ny tanan'i Davida mpanompoko Eto ny hoe "tanana'' dia manondro ny herin'i Davida mba handresena ireo Filistina. DH: "Hampahery an'i Davida mpanompoko aho ary" # tanan'ireo Filistina Eto ny hoe "tanana" dia manondro ny fahefana amin'ny Israely. DH: "ny fahefan'ireo Filistina" # tanan'ireo fahavalon'izy ireo rehetra Eto ny hoe ''tanana" dia manondro ny fahefana amin'ny Israely. DH: "ny fahefana amin'ireo fahavalon'izy ireo rehetra"