plt_tn/2sa/03/17.md

16 lines
523 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ankehitriny ataovy izany
"Koa ataovy mpanjakanareo i Davida ankehitriny"
# Amin'ny tanan'i Davida mpanompoko
Eto ny hoe "tanana'' dia manondro ny herin'i Davida mba handresena ireo Filistina. DH: "Hampahery an'i Davida mpanompoko aho ary"
# tanan'ireo Filistina
Eto ny hoe "tanana" dia manondro ny fahefana amin'ny Israely. DH: "ny fahefan'ireo Filistina"
# tanan'ireo fahavalon'izy ireo rehetra
Eto ny hoe ''tanana" dia manondro ny fahefana amin'ny Israely. DH: "ny fahefana amin'ireo fahavalon'izy ireo rehetra"