plt_tn/2sa/02/28.md

305 B

nitsoka ny anjomara

Ny anjomara dia nampiasaina mba hanomezana baiko ireo tafika any amin'ny halavirana be.

nanenjika ny Israely intsony

Eto ny hoe "Israely'' dia manondro ireo lehilahy izay niady ho an'ny Israely. DH: "nanohy nihaza ireo Israelita"

Arabà...Mahanaima

Ireo dia anaran-toerana.